Fangalana casier judiaire

Accueil|Fangalana casier judiaire
Justice | Autre | 4000 Ar
Date: 02 juillet 2010 , Menabe – Morondava | Rapport #1343

Nangala bulletin N°3 tao amin'ny tribunal ny tenako.Rehefa nametraka ilay fangatahana teo amin'ilay tompon'andraikitra izany ny tenako tonga dia notsipihany amin'ny stylo mena ilay demadeko dia gaga zaho fa ahoana,tsy mety hono fa mila averina dia naveriko ilay izy dia rehefa vita dia hoy izy oe amin'ny zoma miverina fa any zay vao vita nefa ilay taratasy ilaiko alatsinainy iny ihany.Omeo café zaho vitaiko androany io dia hariva ianao dia miverina.Dia gaga aho nefa tsy maintsy manome ha efa ilaina maika ilay dossier.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire