Fanaovana kopia nahaterahana

Accueil|Fanaovana kopia nahaterahana
Etat Civil | Acte de naissance | 5000 Ar
Date: juin 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1775

rehefa tonga teny amin'ny boriboritany anao ilay kopia aho dia nolazainy zareo tao fa rampitso hariva vao vita ilay izy, nefa avy eo izy niteny indray fa raha mametraka kely aho dia ezahany ho vitaina ny harivan'io andro io ihany.Tsy nety nandoha ilay vola aho fa lasa fotsiny.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire