Justice | Autre | Ar
Date: Juillet 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1778
Nanana raharaha teny amin'ny tribunal izahay, niresaka naharitra teo izay, ka noheverin'ity olona iray ho sahirantsaina amin'ny raharaha ao ami'ny tribunal. Nanantona izy ary nilaza fa afaka manampy raha ilaina izany, raha toa ka mifanaraka ara-bola. Nandà izahay ary niala teo.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire