Services administratifs divers | Autre | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #465
Fanondranana antsokosoko ny harem-pirenana: toy ny bois de rose ,vatosoa isan-karazany. Nahoana no mbola mahazo vahana foana izany amin'izao? Tsy azo antoka intsony ny mpitondra fanjakana ao ambony ao fa izy ireo no ambadik'ireo . Toy izany koa ny asan-dahalo, tsy mitsha -mitombo . Mirongatra izay tsy izy.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Le gouvernement
Laissez un commentaire