Fanararaota-pahefana ataon’ny zandary

Accueil|Fanararaota-pahefana ataon’ny zandary
Gendarmerie | Protection | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Avaradrano | Rapport #469

Maro amin'ireo mpitandro filaminana no manao fanararaotam-pahefana. Ka ny zavatra tokony tsy ho leferina , toy ny halatr'omby,sns,dia ataonizy ireo vitavita fotsiny amin'izao rehefa manome vola takian'izy ireo avy amin'ilay olona tratra nanao heloka. misy kosa zavatra tsy tokony handohavam-bola be andoavana mihoatra. Nefa zavatra tokony mbola vita ny raharaham-pihavanana.
 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire