fanavakavahana eo amin’ny samy mpianatra

Accueil|fanavakavahana eo amin’ny samy mpianatra
Education | Autre | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #486

Nanana namana mpiara-mianatra tamiko izay tamin'izaho preiére. Tratra nangalatahaka izy indray andro rehefa nanao examen izahay. Avy hatrany dia norovitin'ilay mpapianatra ny taratasim-pananadinany ary nalefany nody izy. Afaka andro vitsivitsy taorinan'izay dia tratra nangalatahaka ihany koa ilay ankizilahy zanaka mpanankarena be tao am-pianarana. Tsy norovitin'ilay  mpampianatra ny taratasim-panadinana  fa nalefany nody fotsiny izy. Rehefa atonga ny fizarana ny taratasim-panadinana dia mbola nahazo naoty ambony ihany ilay lehilahy.
 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire