Justice | Autre | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #490
Ny zanako vavy mbola tsy ampy taona dia nisy tovolahy nanadala ary notoriko tany amin'ny tribonaly io tovolahy io ary mikasa ny anao fifanarahana tamiko fa tsy nanaiky aho. Rehefa natao moa ny fitsarana dia nigadra telo taona an-tranomaizina sazy mihatra izy.Herinandro taorinan'ny fotoam-pitsarana monja anefa dia efa miriorio ety an-tananay indray izy.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire