Domaine foncier | Autre | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #489
IZAho tompoka dia manana tanim-bary amoron-dalana ety Anosibe ary nokasaiko ho totofana izy io nefa tsy navelan'ny CUA .Tsy lavitra anay anefa misy karana manototra tany sady amin'ny andro atoandro nefa jerevan'ny kaominina fotsiny.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Le gouvernement
Laissez un commentaire