Fanovana taratasin-tany novidiana

Accueil|Fanovana taratasin-tany novidiana
Services municipaux | Attribution d’un terrain | 20000 Ar
Date: Aout 2017 , Itasy – Arivonimamo | Rapport #1890

Nisy olona nividy tany miteti-bidy 1.000.000 Ar ary natao ny taratasy fifampivarotana.Rehefa tonga tao amin’ny biraom- pokotany izy ireo dia niteny ramatoa sefo fokontany fa mora ny manao an’io sady hanampy amin’ny fanaovana azy izy satria izay no antony nametrahana azy eo.Vvita ary ny taratasy dia nilaza izy fa 2% ny vidin’ny tany ny droit aloa amin’ny FKT dia nomena 20.000 Ar izy, izay tsy nisy rosia akory. Maraina 11h isika hoy izy mandeha any amin’ny kaominina,hoentiko any nareo ,rehefa tonga tany dia nasainy niandry aloha zahay, avy eo nampandrosoany  sady niteny izy hoe rehefa vita izay atao dia mahalalà fomba an! Mila manome an’ny délégué hoy iz,  dia hoy ilay tompon’ny tany hoe ty ve ampy sady nampiseho 5000 Ar izy. Kely loatra hoy Ramatoa sefo FKT fa ataovy 20.000 Ar. Dia niditra tao amin’i délégué, tonga tao dia nilaza délégué fa 10% ny vidin- tany ny droit aloa ary  mbola hafa ny any amin’ny BIF. Ataovy photocopie aloha ireto hoy izy tamin’ilay olona nividy tany. Teo aho no niteny hoe tsy izy ity ataon’ireo ahy ity. Soa fa teo ivelany teo A/toa ben’ny tanàna ary notantarainay azy avokoa ny nataon’ireo voalaza etsy ambony anay. Niantso an-dR/toa chef de FKT Ar avy hatrany izy, noteneniny, farany, napody ilay 100.000 Ar. Tsy tokony hisy izany 10% izany raha araky ny lazain’ny A/toa benin’tanana fa efa fataon’izy reo io vola hiditra ampaosiny io fa tokony ho jerena akaiky fa mampanahelo ny vahoaka mikarakara tany ao amin’ny délégué fa oe vadina colonel dia tsy azo atao n’inoninona.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire