Fidirana concours

Accueil|Fidirana concours
Entreprise publique | Autre | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #471

Nanao stage tamina toera-piasana iray teto an-drenivohitra aho erintaona lasa izay. Azo lazaina fa vohafehiko tsara ilay asa satria  nianatra manokana momba io asa nataoko io aho. Rehefa tonga anefa ny recrutement dia tsy voaray aho fa ny zanak'ilay vehivavy iray izay ,izay efa mpiasa raikitra tao no voaray. Nefa tsy manana fahaizana manokana momba io sehatra io akory izy. Tsy nanome vola anefa izy fa tonga dia voaray satria zanaka lehibe ao amin'ilay orinasa
 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire