Fidirana ho mpiasam-panjakana

Accueil|Fidirana ho mpiasam-panjakana
Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1771

Rehefa nandeha namonjy ny toeram-piasako aho dia nisy olona iray nilaza tao amin'ny toeram-piasana fa tsy maintsy manome vola ho tambiny vao tafiditra ho mpiasam-panjakana.Kanefa aho tsy nanome vola izany mihitsy.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire