Gendarmerie | Arrestation | 200000 Ar
Date: 08-06-2017 , Analamanga – Antananarivo Atsimondrano | Rapport #1813
Nitory olona aho ny 26jona 2017. Nohon’ny niverina tany aho hanontany ny tohiny dia tsy hita tao intsony ilay taratasy fitoriana nataoko. Nisy zandary iray hafa nanatona ahy avy hatrany ka nagataka vola hahafahany manaraka akaiky ilay raharaha hono, fa izaho tsy nanome.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire