Santé | Autre | 10000 Ar
Date: 2004 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #256
Nividy fanafody aho dia ny vidiny no nisy olana satria ny maraina aho efa nividy dia hafa ny sarany, ny harivan'io aho mbola niverina nividy kanefa sarany hafa ndray no nolazain'izy ireo ary tsy maintsy io hono no aloha na manme kely azy ireo dia amin'ny vidiny normale ihany no ataony.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire