Fomba fiasan’ny polisy nationaly

Home|Fomba fiasan’ny polisy nationaly
Police | Circulation | Ar
Date: Décembre 2016 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1382

Tratra nitondra double tamy moto ary tsy nitondra casque aho. Nosavaina aho, manana permi. Voatery notakiany vola noho izaho tsy nitondra casque amizay hono tsy manao intsony amin'ny afara. Ny mahagaga anefa misy olona mitondra double, tsy manao casque nandalo teo alohako, nefa tsy nosakanana, inona ny antony. Nandà aho ka nomeny lalana amin'ny farany.J

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

One Comment

  1. jeannie 10 mars 2023 at 13 h 03 min - Reply

    mila fanampiana

Leave A Comment Annuler la réponse