Impôts | Autres | Ar
Date: 2009 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #268
Tsy mitovy ny hetra alohan'ny teratany sy vahiny indrindra fa ny karàna.
Misy amin'izy ireo mahalala olona ambony dia kely ny hetra alohany , dia ny any amin'ny fadin-tseranana ihany koa mbola kely no alohany dia vita ny fampidirany entana eto
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Le gouvernement
Laissez un commentaire