Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #474
Nanao offre d'emploi ny orinasa iray teto an-drenivohira . Fomafomba fotsiny anefa io offre io satria efa fantatra mialoha avokoa ny olona hampidirina rehetra . Nisy namako namaly offre saingy tsy voaray satria tsy tao anatin'ilay lisitra ny olona ho ho raisina rehetra . Tsy nandoa vola ireo olona ireo fa namana sy havan'ny mpias ao ihany.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire