Gendarmerie | Autre | 3000000 Ar
Date: 2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #264
Nisy accident , ka raikitra fa hatao ny arrangement rehefa nandeha ny resaka.
Ilay olona voadona anefa nahafantatra olona ka nihidy tany amin'ny violon ihany ilay nandona, ary raha tafaresaka tamin'ireo gadra niaraka taminy tao izy dia hoy ireo hoe manome vola ny tompon'andraikitra dia mivoaka eo no eo.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire