Etat Civil | Nouvelle CIN | 5000 Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #451
Hanao kara-panondrompirenena ny zanako taminâ??ny taona lasa. Nandoa 5000ar izy taminâ??izay dia nony ampitso dia vita sahady ilay izy . Raha araka ny tokony ho izy anefa dia afaka herinandro vao tokokny ho vita . Fa rehefa manao kolikoly ny olona iray dia azo atao alohaloha ny azy.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire