Mpanlatra omby afaka andro vitsivitsy

Accueil|Mpanlatra omby afaka andro vitsivitsy
Police | Autre | Ar
Date: 2015 , Sofia – Befandriana Nord | Rapport #457

Misy anâ??izay rangahy iray izay. Efa fantartrinâ??ny fiaraha-monina rehetra manodidina ny momba azy fa mpangalatra omby raindahiny. Misy fotona tratra ambodiomby izy sy ny namany . Saingy toa vetivety foana izy dia afaka avy any amponja . Telo ka hatraminy dimy volana fara- fahakeliny dia afaka izy . nefa tsy mba omby iray na roa no nangalariny . Tsy maka omby ambaninâ??ny telopolo isa izy.

 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire