Justice | Jugement | Ar
Date: 08-2015 , Itasy – Arivonimamo | Rapport #477
Tamin'iny fandinana BACC farany teo iny dia nisy ankizy nisolo candidat iray ary tratra. Niakatra fitsarana izy mirahalahy dia afaka madiodio ilay tena candidat fa ilay nisolo azy kosa izay voalaza fa nokaramaina dia nigadra avy hatrany.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire