Mpitaky hetra manararo-pahefana

Accueil|Mpitaky hetra manararo-pahefana
Impôts | Autres | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #462

Nitaraina tamiko izao ilay zanako  lahy ny aminy afitsoky ireo mpitaky hetra eo anivon'ny fivondronana . Fa misy efatra karazany ilay olona mitaky hetra. Samy maka 2000ar isa-maraina sy isan-kariva ireo. Mampalahelo ilay izy  aminy ireo izay kely entana ammidy . Izay tokony mba hividianana sakafo tsy maintsy omena an'ireto lehibe. Sady tsy misy fanajana no mandrahoan ny hanalan an'ilay mpivarotra tsy ahazo mivrotra eo ilay mpitaky.
 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire