Santé | Autre | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #482
Ny mpitsabo nitsabo ahy dia nangataka vola taty amiko mba ataony vidina lasantsy hono nefa tany amin'ny hopitaly izy no nitsabo ahy fa tsy nafarana tany antranoko ka heveriko fa asany izany ary ny fanjakana no taokony handoa izany vola izany dia tsy nomeko izy.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire