Services municipaux | Autre | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #478
Izaho moa mpivarotra amoron-dalana eto Anosy ary misy fotoana dia tonga ety aminay ety ny mpiasan'ny kaominina manangona ireo mpivarotra amoron-dalana sady mandrohaka entana. Namarihina anefa fa misy Ramatoa iray tsy taitra mihintsy rehefa tonga ny mpiasan'ny kaominina satria vadina olona ambony ao amin'ny kaominina izy io ary tsy raofin'ny kaominina ny entany amidiny.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire