Etat Civil | Autre | 500 Ar
Date: 02-2014 , Itasy – Arivonimamo | Rapport #265
Tamin'izaho naka bulettin de naissance dia nangalan'ny mpiasan'ny commune vola, nefa ny mpianatra araka ny soratra ao amin'ny peta-drindrin'ny Kaominina dia tsy mandoa vola rehefa maka bulettin de naissance.
Tsy nanome azy ireo aho
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire