Etat Civil | Acte de naissance | 2000 Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #461
Tsy milamina mihitsy ny raharaha ar-panjkana . Fa isaky ny manao zavatra ianao dia tsy maintsy mandoa mihoatra vao vita vetivety. Manomboka avy any amlin'ny fokotany ka hatrany aminy ambaratonga ambony. Nandoa 2000ar aho taminy omaly mba anafaingana ny fahazoana ny certificat de naissance . Fa raha tsy izany dia miandry androany vao vita sy afaka nalaina ilay izy. Lasa tsy maintsy ho zary fiainana ilay izy rehefa kelikely eo ,angamba . Fa satria teren'ny za-misy eo amin'ny fiainana.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Le gouvernement
Laissez un commentaire