nandoa vola tamina fanadinana familina fiara

Accueil|nandoa vola tamina fanadinana familina fiara
Education | Autre | 100000 Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #497

Nanao fanadinana familiana fiara dia nilaza ilay olona tany fa tsy maintsy nandoa vola raha izany tsy afaka . Ny akabetsahan'ny olona manala fandinana dia nanao izany avokoa . Ratsy ilay izy satria nisy tsy nahay akory dia afaka .

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias

Laissez un commentaire