Etat Civil | Acte de naissance | 2000 Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #491
Nisy fotoana nanamboarako bulletin de naissance tao, dia amin'ny droa ora ny fara-fandraisana an'izany dia izaho anefa mbola tonga alohaloha an'io ora voatondro io, kanefa dia tsy noraisin'ilay tompon'andraikitra aho fa hoe efa tsy mandray intsony hono;ilay zavatra nefa ilaina maika be dia tsy maintsy mandoa vola aho vao noraisiny.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire