olona voavela nefa namono olona

Accueil|olona voavela nefa namono olona
Justice | Autre | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Ambohidratrimo | Rapport #459

Nisy olona iray izay fantatra namono olona iray ka maty tsy tsaha-drano ilay olona ka notorianâ??ilay tompo-manjo izy. Nigadra nefa ilay olona ,kelikely eo anefa tsy afaka telo volana akory dia nivaoka ilay olona . Ka ao aminy fitsrana ao mihitsy no tena misy ny kolikoly fa izay manam-bola na dia meloka aza dia rehefa manam-bola dia afaka. 

 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le gouvernement

Laissez un commentaire