Papier nalain’ny zandary

Accueil|Papier nalain’ny zandary
Gendarmerie | Circulation | 20000 Ar
Date: 2013 , Analamanga – Antananarivo Avaradrano | Rapport #260

Nalai'ilay zandary ny taratasin'ny moto ary hoy izy hoe tsy azo hono io raha tsy mandoa 20.00Ar .

Tsy maintsy naloa ilay vola noho ny fahamaikana sy ny filana ilay moto.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire