sipana olona ambony ato amin’ny zone franche dia mahazo karama feno foana

Accueil|sipana olona ambony ato amin’ny zone franche dia mahazo karama feno foana
Secteur privé | Autre | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #480

Misy mpiara miasa aminay ato amin'ny zone franche tompoko sipan'ilay comorien ka sady tsy manaja ora fiasana izy no manapaka matetika nefa mandray karama ara-dalàna foana. Nefa rehefa izahay no tara indray mandeha fotsiny aza dia tapaka ny karamanay
 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire