TAXI-brousse nanao kolikoly tamin’ny polisy

Accueil|TAXI-brousse nanao kolikoly tamin’ny polisy
Transport | Transport publique | 2000 Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Atsimondrano | Rapport #458

Voahiraka hony any Tamatave aho noho ny asa izay sahaniko teo aminâ??ny orinansa niasakao; Fa isakinâ??ny hisy polisy hisava ni taratasim-piarako dia tsy maintsy asiana vola 2000ar ao anatiny ilay taratasy dia tsy misy olana fa vetivety dia lasa mandeha indray ny taxi-brousse niarahako taminâ??izay.
 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Les médias

Laissez un commentaire