Justice | Jugement | 1000000 Ar
Date: 2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #263
Raharaha nitranga tao amin'ny fitsarana.
Rehefa nandeha ny fanadihadiana nataon'ny mpitsara , dia niteny izy tamin'ny farany hoe : "omeo vola 1 tap. Ar aho hikarakarako io afera io"; dia voatery ny fianakaviana nanome ilay vola na dia nanana ny rariny aza.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire