Tsy afaka concours nohon\’ny kolikoly

Accueil|Tsy afaka concours nohon\’ny kolikoly
Education | Autre | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #460

Zavatra haiko sy voafehiko tsra no nanadinana anay . Noho ny vita ny concours dia maro no niresaka tamiko fa mila manantona sy miresaka aminâ??ireo tomponâ??andraitra hono vao tena azo antoka ny fahafahana izaho moa tena manana finiavana taminy zavatra nataoko tany ary tsy dia nahatoky ny fahamarinanâ??ilay zavatra dia tsy nasiako sira ilay resaka tetsy sy teroa ka nony nivoka tokoa ny valinâ??ilay concours dia tsy inoana tokoa fa tena tsy afaka aho taminâ??izany.Nalahelo aho taminâ??izany an.

 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Les médias

Laissez un commentaire