Police | Autre | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #464
Mba nandray anjara tamin'ny concours hidirana ho police aho roa taona lasa izay. Hita fa tsotra sy mora tamiko ilay concours saingy nohon'ny tsy fisian'ny vola atao tosika dia tsy afaka aho . Fa ireo namako dia efa tsara place amin'izao.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Le gouvernement
Laissez un commentaire