Etat Civil | Autre | 5000 Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #473
Nikarakara taratasy tany amin'ny firaisana aho indray andrao izay. Nilaiko maika ilay taratasy ka nifampiresaka tamin'ilay tompon'andraikitra tao aho ka nitaky vola 5000 ar izy. Tao anatin'ny tsy fanananam-bola aho tamin'izay ka tsy afaka nanome an'ilay vola ka nokitakitainy sady nanaovany vavabe hoe : amin'izao fianainana izao anie tsisy zavatra azoazo foana izany raha tsy mandoa vola e.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire