Education | Autre | Ar
Date: 2015 , Analanjirofo – Fenoarivo Atsinanana | Rapport #449
Nisy anâ??izay namako izay avy any aminy la cote izy ary nitantara tamiko izy fa tokony ho mba tafiditra ho mpampinatra ara-panjakana taminâ??ilay rectument farany teo iny . Saingy noho ny antony tsy dia mifankahazo tsara izy sy ilay tomponâ??andraikitra tany aminy CISCO azy dia tsy voaray izy.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire