Tsy maintsy nanome vola polisy vao nanomboka ny fikaroana an’i zandrinay

Accueil|Tsy maintsy nanome vola polisy vao nanomboka ny fikaroana an’i zandrinay
Police | Autre | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #472

Nametraka fitarainana tany any amlin'ny polisy izahay satria nisy zandrinay tsy hita izay. Noho ny tonga tany izahay di tsy norarahin-dry zaeo ary namoramorainy ny zavatra. Tsy maintsy nanome vola anefa izahay mba ahafahany mikarakara tasra sy manao ny fanadihadiana lalina .
 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire