Tsy nanaiky nandalain’ny mpampiasa ahy aho ka voaraoka

Accueil|Tsy nanaiky nandalain’ny mpampiasa ahy aho ka voaraoka
Secteur privé | Autre | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #454

Niasa tao aminâ??ny orinasa iray tsy miankina aminâ??ny fanjakana aho. Niteny tamiko ny lehibenâ??ilay orinasa fa raha miaraka (mivady) aminy aho dia hampiadaniny tanteraka hono . Saingy izy anefa efa mananmbady aman-janka . Noho ny tsy nanekeko anâ??izany sitrapony izay no nahatonga aho ho voaendrikendrika ka nahavoharaoka tsy niasa tao intsony.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire