zandary nanakana fiara

Accueil|zandary nanakana fiara
Gendarmerie | Autres | 3000 Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Atsimondrano | Rapport #258

Nandalo pont , dia nisy gendarme teo.

Nosakanany izahay ary nolazainy fa ni-depasse tao amin'ny pont kanefa tsy nisy an'izany akory, ary nilany vaniny teo dia nangatahany vola.

Tsy nety nanome anefa izahay satria zavatra tsy nisy akory no nolazainy fa nataonay.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le gouvernement

Laissez un commentaire